TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISTRA NATAO NY 19 APRILY 2019 FIANTSOANA NY MPIFIDY HANEHO NY HEVINY AMIN’NY FANDANIANA NY VOLAVOLAN-DALAMPANORENANA NASIAM-PANITSIANA

Antananarivo, 20 avril 2019 (ANTA):  Nisy ny filan-kevitry ny minisitra izay notontosaina ny Zoma 19 aprily 2019 hariva, ka nandinihana laha-dinika miisa telo : Araka ny fampanantenana nataon’ny Filohan’ny Repoblika nandritra ny fampielezankevitra, dia tsy maintsy omena fahefana bebe kokoa ny any amin’ny faritra fa tsy avela mivangongo eto an-drenivohitra ny fahefana rehetra ka lasa angady tsy mahatapak’ahitra ny any amin’ny faritra tsirairay any.

EDDY RAMANIRABAHOAKA : POUR LA RÉVISION DE L’IMMUNITE PARLEMENTAIRE

Antananarivo, 18 avril 2019 (ANTA) : Eddy Ramanirabahoaka, membre de la diaspora malagasy en France, a indiqué dans l’article paru dans le journal Midi Madagasikara du 23 février 2019 la nécessité de mettre en cause certaines institutions de la République de Madagascar jugées pléthoriques mais gaspillées par le Budget de l’Etat. A cet effet, la révision de la Constitution est inévitable.